|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 halamaina |
| Fototeny | 2 lama |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be made slippery
[1.2, 1.7] 6 to be smoothed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on rend glissant
[1.3, 1.8] 8 qu'on rend lisse [1.8] |
| Ohatra |
9 Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant)
[1.3]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 hala maina |
| Singan-teny | 15 hala, 16 maina |
| Sokajin-teny | 17 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 haine sans motif
[2.415] |
| Voambolana | 19 Ontam-po |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | halamaina, hala maina, 21 ilamahana, 22 mahalaina, 23 mahaliana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|